Rehefa vita ny vodiondry dia nizotra tany amin'ny
Mairie Ivato Firaisana tamin'ny 11 ora atoandro.
Ny Ben'ny Tanana Dokotera Mamy no
nanatanteraka ny fisoratana. Tao anatin'ny
tsikitsiky sy vazivazy.
Rehefa vita soa aman-tsara ny
sora-panambadiana dia mba naka sary teo
anoloan'ny firaisana e!
MAMY & OMEGA
"... Dia hitako ilay tian'ny fanahiko ka nohazoniko izy..."
(Ton Sal 3.2.b)